Back

ⓘ Rossy




                                               

27 Aogositra

Heinz Lammerding - injeniera 1884: Vincent Auriol - mpanao politika 1770: Georg Wilhelm Friedrich Hegel - filôzôfy 1896: Lev Davidovich Belkind - injeniera 1882: Hubert Marischka - talen-koronantsary, mpilalao, mpanoratra senariô, mpilalao aminny horonantsary 1902: Nicolas Esquillan - injeniera 1899: Eduardo Torroja - injeniera sivily, injeniera 1877: Charles Rolls - mpiantoka, injeniera 1874: Carl Bosch - injeniera, mpahay siansa Gordon E. Sawyer 1775: Frederick Graff - injeniera sivily, injeniera 1898: Gaspard Fauteux - mpitsabo nify, mpanao politika 1905 1827: James A. Weston - injenier ...

Rossy
                                     

ⓘ Rossy

I Paul Bert Rahasimanana na i Rossy dia mpihira sy mpitendry mozika malagasy teraka taminny 20 septambra 1960. Milalao zavamaneno maro izy ary angorodao no tena ahafantarana azy. Nanangana ny tarika mitondra ny anarana koa hoe Rossy ; tarika manavao sy mitahiry ny vako-drazana malagasy ary efa nanandratra avo ny kolotsaina malagasy teo aminny sehatra iraisam-pirenena.

                                     

1. Biôgrafia

Diplôma

Manana ny mari-pahaizana licence en droit privée sy maitrise en droit pivée, tarika malagasy voalohany matihanina. Manandratra ny hira gasy ho azo lalaovina an-tsehatra "tao Antsahamanitra".

                                     

1.1. Biôgrafia Diplôma

Manana ny mari-pahaizana licence en droit privée sy maitrise en droit pivée, tarika malagasy voalohany matihanina. Manandratra ny hira gasy ho azo lalaovina an-tsehatra "tao Antsahamanitra".

                                     

1.2. Biôgrafia Zavabita

Namorona ny music hall tapolakaglady nolalaovina an-tsehatra mandritra ny iray volana, tarika mitondra avo ny fanevani madagasikara eran-tany festival,concours.

Nanangana ny soma association mpanofana manampahaizana momba ny feo sy ny hay ara-panomanana hetsika ara java kanto.

Namorona ny production PROROSSY.

Mpanomana hetsika goavana jj goldman tany madagasikanra, jimmy cliff,patrick bruel.

lasa nandeha sesintany taminny 2002.

fahavalo voalohani Marc ravalomanana.

Niverina an-tanindrazana 6 taona tao aoriana ary nanao fampisehoana teny antsonjombe. 45 mille olona nidi bola. mbola tsy nisy fampisehoana nahazo olona toa io roapolo taona lasa izay. mahaleo 20 mille mpijery teo aminio toerana io nanavao ny kabosy niaraka tamin ny luthier malagasy manako ho lasa electro acoustika niaraka tamin ny luthier amerikanadanny ferington izay namorona ny guitares kramer nanavao ny angorodao ho lasa midi niaraka tamin ny ozinina cavagnolo



                                     
  • Krikaliov - mpanamory sambon - danitra, injeniera 1959 : Denice Denton Yves Rossy - mpamorona 1961 : Helmut Winklhofer - mpilalao baolina kitra 1965 : Paulo

Users also searched:

...