Back

ⓘ Dama




Dama
                                     

ⓘ Dama

Zafimahaleo Rasolofondraosolo no tena anarany. Teraka ny 26 Mey 1954 tao Marolambo izy.

Mpanoratra, mpamorona sady mpihira izy ary isanny nanorina ny tarika Mahaleo niaraka tamini Dadah taminny taona 1972 raha nanafana ny tolonny mpianatra teny Ankatso izy ireo niaraka taminny gitarany.

Nianatra momba ny fiaraha-monina izy teny aminny ambaratonga ambony, ary mbola aminizany no sehatra iasany.

Indroa voafidy ho solombavambahoaka i Dama.

Rakotozafy, Parson ary Mama Sana no mpanakanto malagasy tiany ; Bob Dylan kosa ny mpihira vahiny ankafiziny.

                                     
  • Fahitana anao ary nahazo ny loka tamin ny Gasitsara. 1995 : Nofidian i Dama ao amin ny Mahaleo tarika i Bodo hiarahihira aminy ilay hira hoe Mimoza
  • tolo - tanana nokarakarain ny Tarika Mahaleo ho an i Nono ka nampiara - peo tamin i Dama ilay hira hoe Ise Kely nandray anjara ihany koa tamin ny fampisehoana

Users also searched:

...
...
...