Back

ⓘ Wiki




                                               

Rindrankajy wiki

Ny Rindrankajy wiki dia rindrankajy voasokajy ao amin’ny sistema fitantanana votoatiny afahana manamboatra wiki, sehatra an-tranonkala azo tsidihina sy ovaina avy amin’ny alalan’ny rindrankajy fitsidihana pejy.

                                               

Wikipedia

Wikipedia dia tranonkala iraisam-pirenena Web azo ampiasaina maimaimpoana. Wiki izany no foibe mitahiry ny pejy rehetra, ary ny sehatra Wikipedia no toerana fijerena sy fanovana ny pejy rehetra. Ny teny hoe Wikipedia dia fitambaranny teny roa wiki sy pedia. Ny Wikipedia dia nosoratanolona te-hanampy nefa tsy terena na karamaina.

                                               

Wikia

Wikia dia sehatra mampiantrano tetikasa wiki maro noforonini Jimmy Wales sy Angela Beesley taminny taona 2004. Fitambarana tetikasa wiki marobe izay mampiasa rindrankajy MediaWiki izy io, ary ny orinasa Wikia, Inc. no mitantana azy. Maimaim-poana izy ho anny mpamaky sy mpitsidika, fa dokambarotra kosa no anangonany vola, koa hita aminny ankamaroanireo wiki ao araka izany ny AdSense. Malalaka ny sehatra ahafahana manokatra tetikasa wiki vaovao ao amini Wikia. Ankoatry ny hevitra hamorona tetikasa mety hifaninana aminizay efa iantsorohanny Tetikasa Wikimedia, izay anananny mpamorona ani Wiki ...

                                               

WikiNi

WikiNi dia rindrankajy malalaka wiki anankiray fehezinny lisansy BSD manome fomba tsotra, mahomby sy haingana ahafahana mamorona sy mitantana sehatra iray aminny tranonkala na amina tranonkala anatina orinasa iray. Maimaim-poana izy sady azo ovaina sy zaraina arakio lisansy mifehy azy io ihany koa.

                                               

WikkaWiki

WikkaWiki dia Rindrankajy wiki iray tena kely habe, fanaovana sehatra aminny tranonkala, nosoratana taminny PHP ary mampiasa banky angona MySQL hitehirizana ny pejy. Iray aminireo solofonilay rindrankajy WakkaWiki izy, fa nampiana singa maro hafa vaovao. Namboarina ho haingam-piasa, azo itarina ary azo antoka izy, ary ny lisansy GPL no anaparitahana azy.

                                               

DokuWiki

DokuWiki dia rindrankajy wiki iray nosoratani Andreas Gohr taminny PHP ho fanampiana ireo orinasa mila fitaovana hanamboarana documentation. Tsy mila banky angona izy satria anaty rakitra teksta tsotra no tehiriziny ny votoatinny pejy. Mitovitovy aminny ampiasaini MediaWiki ny fitsipi-panoratana, izay tsotra nefa matanjaka ary azo antoka fa mety vakiana na ivelanny wiki aza. Ny GPL no lisansy mitondra azy.

                                               

Jack in the Box

Ny skin Voasintona Fijerena Hamaky Hanova ny fango Hijery ny tantara Plus Tadiavo Fitetezana ny wiki Fandraisana Wikipedia finday Pejy rehetra Pejy vaovao Pejy kisendra Fikambanana Toerana iombonana Niorina taminny 1951 izy io nataoni Robert O. Peterson.

                                               

Devanagari

Avy aminy ratsanny gupta ny fanoratana devanagari, ilay ratsana gupta dia avy aminny fomba fanoratana Brahmî ny soratra devanagari. Aminizao tontolo izao, ny fanoratana devanagari no tena miasa indrindra any Indy, ary io no soratra ampiasainny olona miteny hindi, teny be mpiteny indrindra any Indy. Mitovy aminio koa ny fiteny Nepaley any Nepaly, mampiasa devanagari ihany koa.

                                               

Wikispecies

Ny Wikispecies dia an-tserasera wiki-tetikasa tohananny ny Wikimedia Foundation. Ny tanjona dia ny hanangana ny heviny lisitry ny maimaim-poana afa-po ny rehetra isan-karazany, ary dia natao bebe kokoa tao ny mpahay siansa noho ny ankapobeny. Miasa aminizao tontolo izao azo ny fahazoan-dalana avy aminny GNU sy ny CC-BY-SA 3.0. Nanomboka ny volana septambra 2004, mpikaroka manerana izao tontolo izao asaina mandray anjara, ny tetikasa efa lasa ny rafitra ao anatinizany ny azonny mponina any ivelani ny Linnaeus aminny rohy mankany aminny ampy ny Wikipedia ny manavaka ny karazam-biby aminny ap ...

                                               

Jimmy Wales

I Jimmy Wales, avy aminny anarany Jimmy Donal Wales, tenenina hoe Jimbe Wales, teraka taminny 7 Aogositra 1966 tany Huntsville, Alabama, dia mpivarotra Amerikanina. Anisanny mpamorona ny FAI Bomis sy ny raki-pahalalàna malalaka wiki tsy andoavam-bola Wikipedia izy, izy koa no namorona ny fikambanana Wikimedia sy ny orinasa Wikia.

                                               

Fiteny yurok

Yurok aminy teny yurok dia midika "mponina ambandreninrano". Io dia mponina amerindianina efa teo nisy 10.000 taona izay eo amorontsiraka ny kalifôrnia. Taminatongavani Eoropeanina eo aminilay faritany taminyu taona 1850 amilay misy volamena ny Yurok tsindraindray dia maty vonoina na maty voa ny aretina. Ilay mponinaa voalohany dia nihidina hatraminy -75% ; ny olona faraparany tao dia voahetsika anatiny Yurok Indian Res. akaiky ny renirano Klamath. Taminy 24 novambra 1993 ; ilay mponina Yurok nanorana Constitution active teo amboninio tany io. Io dia vondrona na Amerindianina tena ngeza in ...

                                               

Pewdiepie

Felix Arvid Ulf Kjellberg, nalaza kokoa noho ny fantsona Youtube nantsoina hoe Pewdiepie, teraka taminny 24 Oktobra 1989 tao aminny Vaasa parish tao Gothenburg, dia mpitsikera aminny solosaina sy televiziona Soedoà aminny Youtube, antsoina hoe youtuber. Pewdiepie dia natokana taminny lalao ordinatera sy tao aminny horonan-tsary izay hitany tao aminny lalao ordinatera iray tao aminny zoronny monitors nandritra ny fanehoan-kevitra sy ny fanehoan-kevitra momba izay mitranga. Nanomboka naneho ny heviny momba ny lalao izy taminny fialam-boly sy ny hetsika, indrindra ani Amnesia The Dark Descent ...

Wiki
                                     

ⓘ Wiki

Ny wiki dia fitaovana ahafahana mandavorary votoatinny sehatra iray aminny tranonkala ka ahafahanny mpitsidika rehetra nomena alàlana hanova ny votoatinny pejy ao anatiny. Manamora ny fiaraha-manoratra lahatsoratra ny wiki, koa rehefa olona maromaro no miara-mamolavola lahatsoratra iray dia tena ahitana tombontsoa ny mampiasa wiki. I Ward Cunningham no namorona ny wiki voalohany taminny taona 1995, taminny ampahanny sehatra iray miresaka momba ny programmation informatika, ary WikiWikiWeb no anarana nomeny anizany. Avy aminny teny hawaianina hoe wiki wiki, izay midika hoe "maikamaika" na "informel" no nahazoana ny teny hoe "wiki". Ampy fahamatorana ny wiki taty aminny taona 2000 ary efa nifandray taminny Web 2.0 ihany koa. Ny raki-pahalalana Wikipedia izay niforona ny taona 2001 no nanjary sehatra wiki be mpitsidika indrindra eran-tany.

                                     

1. Fiasany ara-teknika

Ny mampiavaka ny wiki aminny fitaovana fitantanana votoatin-tsehatra hafa dia mitovy ny fahafahanny olona tsirairay manana alàlana aminizany hanova ny votoatinny pejy, ary tsy voafetra ny fanovàna ataony aminizany kanefa tsy miteraka lesoka eo aminny sehatra aminny ankapobeny: afaka manitsy tsipelina iray diso na faingo tokana monja izy nefa koa afaka mamafa ny votoatinny pejy iray manontolo. Ao anatinny wiki dia namoraina ny famoronana pejy sy ny fanaovana rohy. Ny lasitra itoeranny votoatinny pejy izay misy ny fampahalalana ankapobeny sy mombamomba ny sehatra ihany no tsy afaka ovaina.

                                     

1.1. Fiasany ara-teknika Fanovàna

Ny mpivoivoy tranonkala mahazatra navigateur ihany no fitaovana ampiasaina hijerena sy hanovana ny lahatsoratra. Misy endrika roa no ahafahana mahita ny pejy: mijery fotsiny na ny fahafahana manova ny votoatiny. Aminny fanovàna ny pejy, dia miseho ao anaty fisy formulaire ny lahatsoratra. Miampy tetika fanoratra syntaxe vitsivitsy izany, izay antsoina koa hoe wikitext, ahafahana mamboatra ny endriky ny lahatsoratra, manisy rohy, manampy sary. Raha oharina aminny fango HTML dia mora ianarana kokoa io fomba iray io.

Misy koa anefa wiki vitsivitsy izay mampiasa interface WYSIWYG fa tsy wikitext.

                                     

1.2. Fiasany ara-teknika Fitantanana ny fanovàna

Tehirizinny wiki ny mombamomba ny fanovàna rehetra. Azo atao araka izany ny manaraka ny fivoaranny pejy anankiray, na ny manafoana fanovana anankiray ka mamerina ny lahatsoratra aminny endriny teo aloha. Azo arahi-maso ihany koa ny fandraisananjaranny mpitsidika. Farany dia aza atao koa ny manaraka indray mijery sy aminny fotoana rehetra ny fiainanny sehatra iray manontolo. Ireo fampahalalana rehetra ireo dia tehirizina ao anaty banky angona avokoa aminny ankapobeny.

Tsy ny pejy rehetra kosa anefa mazava ho azy ny azo ovaina, ary anisanny tsy azo ovaina ny pejy ahitana ireo fanaraha-maso ireo. Misy koa pejy hafa natokana ho anny mpitantana ihany, ka tsy afaka ovàna, toy ny pejy handinihana ny rohy, ny pejy mampifandray aminny système.

                                     

1.3. Fiasany ara-teknika Famantarana ny mpitsidika

Tsy voatery hoe afaka ovainny daholobe daholo akory ny wiki rehetra ; indraindray mety hotakiany ny fisoratana anaranny mpitsidika. Ary ho anny wiki misokatra ho anny daholobe aza dia misy teknika ampiasaina hiadiana aminny fanovana tsy irina.

Rehefa avelanny wiki iray manova ny votoatinny pejy ao anatiny ny mpikambana tsy misoratra anarana, dia ny adiresy IP-nilay mpitsidika no amantarany azy. Na izany na tsy izany dia azo atao ny manokatra kaonty sy miditra aminny alàlanny solonanarana sy tenimiafina.

                                     

2. Fiasany ho anny olombelona

Ny wiki iray misokatra ho anny daholobe dia karakarainny fiaraha-moni-mpitsidika na fikambananny mpampiasa azy mandavanandro, ary manatratra tanjona tokana ireo olona ireo. Raha vao misy fampahalalana miova, dia avy manara-maso anizay ny mpandray anjara mavitrika liana aminny pejy novaina, ary manitsy ny diso na manampy fampahalalàna raha ilaina. Araka izany, vetivety ihany dia hita sy voafafa ny fisomparana maro izay mety hisy hanao. Ankoatra anizay dia misy antanantohatra ihany koa ny fahefana anananny mpitsidika. Misy mpitsidika sasany manam-pahefana hamafa na hanidy pejy iray mba tsy ho azo ovaina intsony, na koa manakana ireo mpikambana tsy mitondra soa ho anny tetikasa. Aminny ankapobeny dia mora sy vetivety kokoa ny manafoana ny fisomparana anankiray noho ny herim-po sy fotoana lany nanaovana azy.

Ny fahombiazani Wikipedia dia maneho fa ny fiaraha-miasanny olona maromaro resy lahatra aminny tanjona iray dia ampy hahavitana sehatra wiki iray lehibe, tsara kalitao ary be mpitsidika. Nefa ireo sehatra wiki misokatra ho anny daholobe fa tsy ampy fanaraha-maso kosa dia vetivety dia lasibatry ny fisomparana sy ny spam.



                                     

3. Jereo koa

Endrika:Wiktionnaire

  • Lisitry ny rindrankajy Wiki
  • les wikis ont dix ans -- Jery todika momba ny taona 2005, nosoratanny mpampiasa wiki maromaro.
  • Fametrahana ny rindrankajy Mediawiki hanaovana sehatra wiki
  • Lisitry ny Wiki voakilasy araky ny hevi-dehibe
                                     

4. Wikis maro samihafa

Wiki aminny teny malagasy sy momba ani Madagasikara

Ny nahazoana ity lisitra ity dia nokarohina taminny fitaovana fikarohana sehatra izay sehatra ahitana ny teny hoe wiki, malagasy sy aminizany

Rakibolana Wiki

  • fr) WikiThema glossaires thématiques et humoristiques
  • en) Wiktionary
  • mg) Wiki-bolana
  • fr) Wiktionnaire

Annuaires wiki

  • Wikia
  • Web-Québec répertoire Web malalaka
  • WikiIndex -- wiki-nny wiki. Tarihini Mark Dilley, tetikasa iray hamoronana annuaire-nny wiki eran-tany, sokajiana araka ny toetra maro.

Rindrankajy wiki na motera wiki

Araka ny anarany, ny rindrankajy wiki dia rindrankajy ahafahana manao sehatra aminny tranonkala mifototra aminny wiki.

Fiaraha-moninny mpampiasa wiki

  • CraoWiki fikambanana lehibe anny mpampiasa wiki miteny frantsay
  • Meatball Wiki aminny teny frantsay
  • wikicities
  • CommunityWiki

Sehatra ahitana fampahalalana momba ny wiki

  • leswikis.com Sehatra wiki iray ahitana fampahalalana momba ny wiki
  • PointWiki -- blaogy miteny frantsay ifarimbonana natokana ho anny vaovao momba ny wiki


                                     

4.1. Wikis maro samihafa Wiki aminny teny malagasy sy momba ani Madagasikara

Ny nahazoana ity lisitra ity dia nokarohina taminny fitaovana fikarohana sehatra izay sehatra ahitana ny teny hoe wiki, malagasy sy aminizany

                                     

4.2. Wikis maro samihafa Rakibolana Wiki

  • fr) WikiThema glossaires thématiques et humoristiques
  • en) Wiktionary
  • mg) Wiki-bolana
  • fr) Wiktionnaire
                                     

4.3. Wikis maro samihafa Rakipahalalana wiki

  • fr) Ekopedia tetikasa rakipahalalana mikirakira ny teknika aminny fiainana
  • fr) Wikiberal rakipahalalana liberal
  • en) Susning.nu
  • fr) Kestudy: lesona maimaim-poana aminny taranja rehetra
  • Wikipedia
  • fr) WikiKto rakipahalalana katôlika malalaka
  • fr) Enciclopedia Libre rakipahalalana espaniôla
  • fr) WikiF1 rakipahalalana natokana ho anny spaoro fiarakodioa sy ny familiana Formule 1
  • fr) GeneaWiki rakipahalalana momba ny firazanana généalogie
  • fr) Wiki Gamers rakipahalalana momba ny lalao stratejia
  • Jurispedia rakipahalalana momba ny fitsarana
  • en) SourceWatch
  • fr) Wikinations.be
  • en) Internet-Encyclopedia
  • en) Wowwiki rakipahalalana momba ny MMORPG World of Warcraft
                                     

4.4. Wikis maro samihafa sehatra wiki hafa

  • Wikipen aminny tenim-pirenena maro Atrikasa fanoratana ifarimbonana sy malalaka
  • Wikispecies aminny tenim-pirenena maro
  • WikiMapia: Système dinformation géographique
  • Wikibooks aminny tenim-pirenena maro
  • WikiPoll Wiki de sondages dopinion
  • Wikisource Tranomboky nomerika malalaka
  • Wikinsider mpitari-dàlana eo aminny sehatry ny hôtely, trano fisakafoanana, bar, club, fivarotana
  • fr) Wikituto.org tutoriaux
  • Unplugged Café wiki miteny frantsay voalohany miresaka ny gitara
                                     

4.5. Wikis maro samihafa Rindrankajy wiki na motera wiki

Araka ny anarany, ny rindrankajy wiki dia rindrankajy ahafahana manao sehatra aminny tranonkala mifototra aminny wiki.

                                     

4.6. Wikis maro samihafa Fiaraha-moninny mpampiasa wiki

  • CraoWiki fikambanana lehibe anny mpampiasa wiki miteny frantsay
  • Meatball Wiki aminny teny frantsay
  • wikicities
  • CommunityWiki
                                     

4.7. Wikis maro samihafa Sehatra ahitana fampahalalana momba ny wiki

  • leswikis.com Sehatra wiki iray ahitana fampahalalana momba ny wiki
  • PointWiki -- blaogy miteny frantsay ifarimbonana natokana ho anny vaovao momba ny wiki
                                     

4.8. Wikis maro samihafa Sehatra anglisy

  • en) Wikimatrix: sehatra ahitana fampitahana rindrankajy wiki fampitahana rindrankajy wiki mihotra ny 20
  • en) Annuaire dmoz.org
  • en) Codepedia wiki natokana ho anny programmeur
  • en) wiki voalohany indrindra
  • en) MeatballWiki iray aminireo wiki lehibe indrindra
                                     
  • Wikiquote Undictionary Wiktionary UnBooks WikiBooks UnMeta Meta - Wiki UnSource Wikisource UnSpecies Wikispecies ary UnCommons Uncyclomedia
  • You Lose sy ny Pew News. PewDiePie an ny mpampiasa azy ao amin ny Youtube Wiki puzzle.svg Endriky ny matoanteny amin ny Swedish Ny pejin - tranonkala Swedish
  • Scientific American Magazine October 2005 Related articles at Appropedia, a wiki for non - Wikipedia projects & practical how to content. Safecoast Knowledge
  • government website Malacca Hotel Directory Malacca Tourist Attraction Cruiserlog Wiki - Sailing Cruiser s Guide Encyclopaedia Britannica, Strait of Malacca - full
  • PolishLinux.org Wiki Archlinux. Wiki polishlinux.org. Retrieved on 2009 - 10 - 19. ArchWiki : : Install From Existing Linux - ArchWiki. Wiki archlinux.org:
  • in the Atlantis II Deep Jean - Raymond Boulle Wikipedia Republished WIKI 2 AUGUST 2005 : Titanium Resources Group Ltd. on its admission to AIM
Wienerschnitzel
                                               

Wienerschnitzel

Ny skin Voasintona Fijerena Hamaky Hanova ny fango Hijery ny tantara Plus Tadiavo Fitetezana ny wiki Fandraisana Wikipedia finday Pejy rehetra Pejy vaovao Pejy kisendra Fikambanana Toerana iombonana Niorina taminny 1961 izy io nataoni John Galardi.

Users also searched:

pedia shqip, pedia swahili,

...
...
...